Teny iditra miarinarina (arinarina (arina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mipetraka
Ohatra Miarinarina sy matory am-pitierana eo izy, tsy ilaozan' eritreritra nefa mahay mandanjalanja izany koa. [2.470]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20