Teny iditra miasa jamba rafozana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miasa ho an' olona tsy mahalala na tsy mankasitraka akory izay ataonao ho azy [1.1]
Singan-teny miasa ; jamba ; rafozana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05