Teny iditra | 1 miati-dranomaso |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 fomba fanaon' ny foko sy faritany sasany fahiny raha nankany an-dapa mba hitomany ny mpanjaka niamboho, mialoha ny fanafenana ny masina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 4 to weep with relatives who have suffered bereavement; to go up to the palace to weep on the decease of a sovereign. [1.2] |
Singan-teny | 5 miatitra, ranomaso |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny miati-dranomaso io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |