|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ranomaso
Singan-teny  2 rano, 3 maso
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsiranorano mivoaka avy ao anaty maso noho ny fihetseham-po be loatra, na fanaintainana ara-batana na ara-panahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 Tears. [Mal. Ayer mata.] [1.2]
10 tears [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 larmes [1.8]
12 [Sakalava-Mayotte] larme [1.405]
Ohatra  13  Mbola nisy ranomaso teny amin'ny tarehiny. [2.324]
Voambolana  14  Haiaina
Mpanahaka  15  tany, 16  tomany
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe ranomaso
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 19  ranomaso
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 [Antesaka] vola fampiononana amin'ny fahoriana [1.78]
22 [Sihanaka] famangiana am-pahoriana (vola, lamba, ets.): manatitra ranomaso [1.78]

Fivaditsoratra  23 manorosa, 24 manosora, ranomaso

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22