|
|
|
|

Teny iditra 1  miatrika
Fototeny  2 atrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitodika mankamin' ny... mipetraka na mijoro eo anatrehan' ny,,. (Azo lazaina ho mitovy amin' ny "manatrika" ihany izy, fa ny "miatrika" manisika hevitra fahavononana sy fandraisana anjara fa ny "manatrika" kosa, fanatrehana fotsiny: Miatrika fanadinana ~ Manatrika lanonana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to face, as antagonists; to meet face to face; to answer, as a defendant; to meet, to stand to. [1.2]
Ohatra  10  Miady ny tany, ka tsy maintsy miatrika izany ny tena. [2.472#204]

Fivaditsoratra  11 Makirita, 12 miakatry, miatrika, 13 miritaka, 14 mitarika, 15 mitraika, 16 mitriaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20