| Teny iditra (1/2) | 1 miava |
| Fototeny | 2 ava |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Tanala] misoroka: Kely asa ka miava vorondra (tsy manana asa ka misoroka tanimbomanga)
[1.78] 9 [Tanosy] misoroka ahitra [1.78] 10 Manongotra ny ahidratsy maniry eny anelanelan' ny voly [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to weed
12 fig. to clear away anything bad, to purify. [1.2] 13 to weed a field [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 sarcler
[1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 15 miava |
| Fototeny | 16 ava |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miava [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 18 maiva, 19 mavay, miava, miavà |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|