|
|
|
|

Teny iditra 1  miavaka
Fototeny  2 avaka
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manana toetra manokana tsy itovizany amin' ny hafa: Takariva miavaka
9 Misaraka, tsy mba miaraka amy...: Mahagaga fa miavaka mandrakariva amin' ny namany io mpianatra io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be separate, to be asunder, to separate one's self. [1.2]
11 to be separate, to show one's individuality [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 être séparé; se distinguer [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe miavaka
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 miakava, miavaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21