|
|
|
|

Teny iditra 1  mibaby
Fototeny  2 baby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra eo an-damosina: Izaho no nibaby ny zandriko fony kely
9 Mitondra (ny valy, ny vokatry ny natao): Mibaby ny fahotan' i Adama sy Eva ny velona rehetra, araka ny fampianarana kristianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to carry on the back [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 porter sur le dos [1.3, 1.8]
12 figuré: supporter, endurer [1.3]
Ohatra  13  Ary tonga Rasoa mibaby andRafely. [2.59#]
14  Indraindray ny lahy aza no mibaby ny zanany (Parfois le mari lui-même porte son enfant sur le dos) [1.3]
15  Indreny ny vehivavy sady nibaby no nitrotro ny zanany ary niloloha izay entana kely mba azo entina. [2.324]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mibaby
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21