|
|
|
|

Teny iditra1  mibaby (baby)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mitondra eo an-damosina: Izaho no nibaby ny zandriko fony kely
4  Mitondra (ny valy, ny vokatry ny natao): Mibaby ny fahotan' i Adama sy Eva ny velona rehetra, araka ny fampianarana kristianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to carry on the back [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  porter sur le dos [1.3, 1.8]
7  figuré: supporter, endurer [1.3]
Ohatra  8  Ary tonga Rasoa mibaby andRafely. [2.59#]
9  Indraindray ny lahy aza no mibaby ny zanany (Parfois le mari lui-même porte son enfant sur le dos) [1.3]
10  Indreny ny vehivavy sady nibaby no nitrotro ny zanany ary niloloha izay entana kely mba azo entina. [2.324]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mibaby io

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26