Teny iditra | mibafoka (bafoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitsilailay eo am-pandriana manampatra ny hakamoana sy ny fahalainana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Se vautrer, rester mollement couché [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | mibafoka, mibofaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |