|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mibango
Fototeny  2 bango
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny volo voamboatra milamina tsara ary voarandrana [1.1]
9 [Tanala] manao volo, mirandrana, mandamim-bolo [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  10 to wear the hair in the form of bango. [1.2]
Voambolana  11  Fandram-bolo

Teny iditra (2/2) 12  mibango
Fototeny  13 bango
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  19 [Bara] mankafy, midera [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  20 [Provincial] to take enjoyment, to take delight in something [1.2]

Fivaditsoratra  21 mangibo, mibango, 22 mibonga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20