|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  midera
Fototeny  2 dera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mankalaza: Nidera ny voalohany ny mpampianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to praise, to celebrate, to glorify, to exalt [1.2]
10 to praise, to speak well of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 louer, exalter [1.3, 1.8]
12 célébrer [1.3]
Ohatra  13  Ny mpanao fanjakana misafo toy izany dia midera sy misaotra hatrany ireo niandraikitra ny fanatanterahana ny asa. [2.472#183]

Teny iditra (2/2) 14  miderà
Fototeny  15 dera
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midera [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 midare, midera, miderà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19