|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mibararàka
Fototeny  2 bararaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza rano na loa mandeha be dia be na mibosasaka avy amin' ny vava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to vomit violently [1.2]
Voambolana  9  Fahasalamana
Mpanahaka  10  Mibosasaka, 11  migorodana, 12  migororoana

Teny iditra (2/2) 13  mibararàka
Fototeny  14 bararaka
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16 Mifantsitsitra be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 to gush forth violently, to flow out. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22