Teny iditra mibararàka (bararaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza rano na loa mandeha be dia be na mibosasaka avy amin' ny vava
Mitovy hevitra: mibosasaka ~ migorodana ~ migororoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To vomit violently [1.2]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibararàka
Ny lasa : nibararàka
Ny hoavy : hibararàka

Teny iditra mibararàka (bararaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifantsitsitra be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To gush forth violently, to flow out. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09