Teny iditra mibatabata (batabata (bata))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To lift frequently; to be near the time of parturition. [1.2]
Ohatra Tsy nomeny avokoa ny karamany ary rahonany mpanao fanjàkana raha mibatabata amin' ny tsy rariny ataony. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibatabata
Ny lasa : nibatabata
Ny hoavy : hibatabata

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09