|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mibifona
Fototeny  2 bifona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandao, miala, mitsipaka, mandositra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 [Provincial] to turn aside, to run away [1.2]
Mpanahaka  10  lositra, 11  Mandositra

Teny iditra (2/2) 12  mibifòna
Fototeny  13 bifona
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibifona [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mibifona, mibifòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15