|
|
|
|

Teny iditra 1  mibiririoka
Fototeny  2 biririoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fandalovam-peo amin' ny molotra toa misiaka mafy mankarenin-tsofina: Nibiririoka ny rivotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to whiz, as a ball or arrow flying through the air. [1.2]
Voambolana  10  Feo
Mpanahaka  11  mibizizioka, 12  Mifioka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22