|
|
|
|

Teny iditra 1  mifioka
Fototeny  2 fioka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandefa feo mafy toa sioka eny am-panidinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 To hiss, to whiz, to make a hissing noise, as a whip
10 to whistle, as the wind through a roof, to snort like a bull.
11 to beat, to flog
12 to grow thin. [1.2]
13 to whistle, as a whip, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 donner un sifflement, comme l'air agité par un fouet; siffler [1.8]
Ohatra  15  Raha nisy faritra noheveriny ho mbola tsy madio tsara, tsy niteny izy fa nifioka ny karavasy dia notondroiny ilay faritra. [2.472#66]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20