| Teny iditra | 1 mibitsika |
| Fototeny | 2 bitsika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miteny malemy eo am-poto-tsofina mba tsy ho henon' ny hafa
9 Mambitsika, nefa samy hafa ny fampiasa azy roa ireo: Iza no nibitsika izany taminao? -- Iza no nambitsika anao izany? [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|