|
|
|
|

Teny iditra 1  miboboka
Fototeny  2 boboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misotro betsaka: Marary kibo i Koto fa nibobo-drano tany amin' izay nalehany tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to drink to excess, to imbibe much, to saturate; to be satiated [1.2]
10 to drink too much [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 boire à l'excès [1.8]
Ohatra  12  Izay miboboka mandra-paharivan'ny andro ka ampirehetin'ny divay! [2.996]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21