|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  boboka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Vonton-drano: Bobo-drano ireto hazo iretoka tokony hafindra toerana
20 Voky na feno be loatra ka manjary leo: Boboky ny divay ny anao lahy vao niala tao ka mamo nidarabodraboka eran' ny arabe fotsiny
21 Lao, tofoka, tsy tia herika: Boboky ny fianarana, hono, Rabe
22 Rakotra bobongolo noho ny hamandoana be loatra ka manomboka ho simba: Boboka tato lahy ireto boky ireto noho ny hamandoana [1.1]
23 [Sihanaka] tofoka, leo [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  24 soaked, full of water, saturated; satiated, sated. See bobaka. [1.2#94]
25 soaked; sated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 imbibé; dégoûté; [1.3#83, 1.8]
27 moisi, rassasié jusqu'au dégoût [1.3#83]
Ohatra  28  andry boboka, poak' aty! [2.285#]
29  Raha tofoka ianao, izaho koa mba efa boboka. [2.529#]
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe boboka
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 32  boboka
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny anglisy  34 [Provincial] the large pot for holding water. See sinibe. [1.2]
Fikambanana  35  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe boboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21