|
|
|
|

Teny iditra 1  mibodo
Fototeny  2 bodo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka an-keriny dia mitana: Mibodo vadin' olona
9 Mikiry, manao di-doha: Mibodo amin' ny heviny aoka izany Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be childish, to be selfish, to whine, to be peevish, to be forward, to be churlish, to hold another man's wife. [1.2]
11 to keep something for oneself alone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 prendre ou garder pour soi-même [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mibodo

Fivaditsoratra  mibodo, 14 midobo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20