|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mibohy
Fototeny  2 bohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] to carry on the shoulder [1.2]

Teny iditra (2/2) 5  mibohy
Fototeny  6 bohy
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  12 Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Rangahy ity, fa aza mibohy eo a!
13 Mampiseho hery amim-pireharehana: Tovolahy loza raha hibohy, tsy misy ohatra an' ilay iny!
14 Mitana midongy zavatr' olona amin-ditra: Nibohy ny satrojanako io ankizy to [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 to be stubborn, obstinate, or unyielding; to swell, to swagger; to assume an air of importance, to give one's self to airs. [1.2]

Fivaditsoratra  mibohy, 16 mihoby

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20