Teny iditra (1/3) | 1 bohy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 Fanosehana ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa 8 Fihetsika sy teny entina mampiseho hery amam-pireharehana 9 Fitanana zavatr' olona amin-ditra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 an inflated and puffed up aspect, as that of a turkey cock; obstinacy, a swaggering appearance. [1.2] |
Teny iditra (2/3) | 11 bohy |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
13 use only in the following: mibohy [1.2] |
Teny iditra (3/3) | 14 bohy |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Voambolana |
16 Haizavamaniry: hazo |
Fanazavàna teny frantsay |
17 nom d'une espèce d'arbre. [Tankarana]
[1.19] 18 Commiphora sp. (Buraseraceae). Arbre renflé, à bois blanc très mou ; impropre à la menuiserie ou à la charpente. [Sakalava] [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 20 bohy, hoby |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |