|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mibontsina
Fototeny  2 bontsina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mizihitra: Efa nibontsina ve ilay baolina?
9 Mihalehibe kibo (enti-milaza zazavavy bevohoka ivelan' ny fanambadiana)
10 Mirehareha, manao azy ho zavatra: Mibontsina aoka izany Rabe hatramin' ny nahafahany fanadinana [1.1]
11 mizihitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  12 gonfler [1.13]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mibontsina

Teny iditra (2/2) 14  mibontsìna
Fototeny  15 bontsina
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibontsina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mibontsina, mibontsìna, 17 tsinombina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13