|
|
|
|

Teny iditra 1  mibosesika
Fototeny  2 bosesika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Indray miditra betsaka ka manjary mifanosika fa tery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to push one's way into or through a crowd [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 se presser dans une entrée, dans une foule [1.8]
Ohatra  11  mibosesika ao anatiny rahateo ny hanina ny tonkatranony. [2.470#8]
12  Velona indray ny horakoranka avy ary atsinanana, ary nibosesika nidina ny rano tondraka. [2.472#235]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20