|
|
|
|

Teny iditra 1  midedadeda
Fototeny  2 dedadeda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manao rehi-be: Midedadeda ny afo
8 Misamboaravoara: Midedadeda ao am-pony ny fitiavany hanalefaka ny fahorian' ny mahantra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to blaze, to flame [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 Flamber: Midedadeda tsara io kitay hazo io (Ce bois flambe bien) [1.3]
11 flamber [1.8]
Ohatra  12  Narosony hidedadeda tsara ny afo. [2.470#25]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20