|
|
|
|

Teny iditra1  midedaka
Fototeny  2  dedaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mampiseho haingo, harena na fahaizana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to blaze, to burn fiercely
6  to boast, to brag, to exult [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  Flamber, se vanter [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  mirehaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20