Teny iditra (1/2) | 1 midify |
Fototeny | 2 dify |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Anjaranao izany ka tsy azonao idifiana 5 Milefa haingana mba tsy ho tazana na mba tsy hifanena: Nidify ny fahavalo tao ambadiky ny tamboho aho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to turn aside [1.2, 1.7] 7 to dodge [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 s'esquiver [1.8] |
Ohatra |
9 Nifanofa tànana, dia samy nidify. [2.5] 10 Nanao fihetsika kely tamin' ny tanany izy, dia nidify izy roa lahy mibika-na mpanapa-doha. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 15 Mihodivitra, mibosiaka, mibolidy amy |
Teny iditra (2/2) | 16 midify |
Fototeny | 17 dify |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Voambolana |
19 Fandram-bolo |
Fanazavàna teny anglisy |
20 to have the hair plaited by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears [1.2] |
Fivaditsoratra | 21 fidimy, midify, mifidy |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/12 |