|
|
|
|

Teny iditra 1  midilotra
Fototeny  2 dilotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mikasoka ka mamoaka feo midridroka: Midilotra amin' ny vatan' ny voatiry ny kodiarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to creak [1.2]

Fivaditsoratra  midilotra, 9 miloditra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20