|
|
|
|

Teny iditra1  dilotra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Voambolana  7  Feo
Fanazavàna teny malagasy  8  Feo re avy amin' ny fifampikasohan' ny zavatra roa samy mafy; feo midridroka, na mikarantsana noho ny fikasohana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9  Grincement, son strident ; friction, frottement [1.3#104]

Fivaditsoratra  10  dilotra, loditra

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/26