Teny iditra | 1 midilotra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mikasoka ka mamoaka feo midridroka: Midilotra amin' ny vatan' ny voatiry ny kodiarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to creak |
Fototeny | 5 dilotra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 midilotra, miloditra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |