|
|
|
|

Teny iditra 1  midindina
Fototeny  2 dindina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 (feo) Heno mangintsina ao anaty sofina na dia efa tsy misy intsony aza: Mbola midindina ao anaty sofiko foana ilay feon-dakolosy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20