|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dindina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny fameno :
5  Anarana :
Voambolana  6  Feo
Fanazavàna teny malagasy  7  Ny ateraky ny feo lavareny sady mikarantsana ka mbola re mangintsina ao anaty sofina na dia efa mijanona aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  same as kinkina [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9  comme tinTIna [1.3]
Tsipelina hafa  10  gingina, kinkina, tintina

Teny iditra (2/2)11  dindina
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  13  très solide. [Tankarana] [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31