|
|
|
|

Teny iditra 1  midinika
Fototeny  2 dinika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miara-mihevitra, mandinika miaraka: Mbola midinika io raharaha io ny Minisitra
9 Manatona (olona) mba hiresaka momba...: Tonga aho hidinika aminao ny fianaran' i Solo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to converse secretly, to talk over affairs minutely and singly [1.2]
11 to examine something together, to counsel together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 examiner ensemble, prendre conseil ensemble: [1.8]
Ohatra  13  Tsy maintsy falifaliana nefa ny vazaha, ka nony nidinika kely teo, dia tapaka ny hevitra fa hatao ny nangatahin-dry zareo. [2.472#77]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20