| Teny iditra | 1 midredridredry |
| Fototeny | 2 dredridredry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mitaraindraina, mitomanimany na mikonetaka lava: Loza raha hidredridredry ii zaza io: tsy fantatra na misy maharary azy na diso mihanta loatra ny anao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to groan, to cry out with pain, to creak.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|