Teny iditra dredridredry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Taraindraina; tomanimany lava na fikonetaka toy ny misy maharary, na mampiseho hantahanta [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A groaning; as from pain; creaking, as a door; scraping as hinges wanting oil. See dridridridry [1.2]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31