| Teny iditra | 1 midridridridry |
| Fototeny | 2 dridridridry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mitaraindraina noho ny aretina: Midridridridry mandritra ny alina io marary io
8 Mamoaka feo hafahafa sy maharitra noho ny fikasohana tsy dia malama loatra: Midridridridry ny tongotr' itỳ latabatra itỳ raha vao hetsehina [1.1] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|