|
|
|
|

Teny iditra 1  dridridridry
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana: Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho
9 Famoahana feo maharitra hafahafa noho ny fikasohana tsy malama tsara: Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 same as dredridredry. [1.2]
Voambolana  11  Feo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19