|
|
|
|

Teny iditra 1  midridroka
Fototeny  2 dridroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Midilotra, mamoaka feo mampangintsingintsina ny nify na ny sofina: Tokony hasiana menaka ny savilin' io varavarana io fa midridrodridro foana raha mivoha [1.1]
Tovy hevitra  8 midridrodridro

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22