|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  midrikina
Fototeny  2 drikina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manohitra an-katezerana tsy mety manaiky: Nidrikina mafy izy raha vao nahare fa anisan' ireo voampanga [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  midrikìna
Fototeny  10 drikina
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midrikina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  midrikina, midrikìna, 12 mindraiky

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18