|
|
|
|

Teny iditra 1  miefitrefitra
Fototeny  2 efitrefitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fitokoavana  5 mihatamaso
6 tsyankanavaka [2.296#]
Ohatra  7  Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka. [2.296#]
8  Nisy orinasa fambolena sy fiompiana mantsy tao, ary tranon' omby mitomandavana sy miefitrefitra, namatrarana ny tombon' isa avy any Ambatondrazaka. [2.472#]
9  Ireny miefitrefitra ireny, raha tsy dia lafo loatra, ka mihidy amin' ny vy fa tsy amin' ny fampoehana, ary ny misy fivimbinana, fa tsy ireny sakelehina ireny. [2.332#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26