Teny iditra | miely patrana | |
Singan-teny | miely ; patrana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Miparitaka amin' ny toerana maro [1.1] | |
Tsipelina hafa | mielipatrana [1.1] | |
Fivaditsoratra | mielipatrana, miely patrana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |