|
|
|
|

Teny iditra 1  miely
Fototeny  2 ely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay
9 Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be scattered, to be diffused [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 se répandre, se propager [1.8]
Ohatra  12  Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [2.472#110]
Mpanahaka  13  manao vary raraka, 14  miely patrana, 15  mihahaka, 16  mihanaka, 17  mipariaka, 18  Miparitaka, 19  miraraka
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe miely

Fivaditsoratra  miely, 21 miley

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22