| Teny iditra | 1 miempo |
| Fototeny | 2 empo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitsonika tonga ranony noho ny hafanana: Miempo ny menakaraha vao sendra afo
9 Mitsonika tonga rendrika: Mora miempo ny varahina 10 Miseho, mipoaka: Miempo ny hatezerany [1.1] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe miempo |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | miempo, 13 mpimeo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|