|
|
|
|

Teny iditra1  miempo
Fototeny  2  empo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mitsonika tonga ranony noho ny hafanana: Miempo ny menakaraha vao sendra afo
5  Mitsonika tonga rendrika: Mora miempo ny varahina
6  Miseho, mipoaka: Miempo ny hatezerany [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  miempo, mpimeo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05