|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mientana
Fototeny  2  entana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Voambolana  4  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  5  Taitra sy miainga tampoka ao anaty, miontana: Nientana iray ihany ny foko [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  mientàna
Fototeny  12  entana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mientana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  17  maintane, mañetiña, metanina, mientana, mientàna, tanimena, maintane, mañetiña, metanina, mientana, mientàna, tanimena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20