|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mierona
Fototeny  2 erona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamoaka feo toy ny mingonona aloha, dia mihamafy, arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Mierona ilay alika ka tsy sahy manatona aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to growl, to roar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 gronder, rugir [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  mieròna
Fototeny  12 erona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mierona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 anemory, mierona, mieròna, 15 mionera, 16 miorena, 17 mireona, 18 roimena

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19