|
|
|
|

Teny iditra 1  mievina
Fototeny  2 evina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamoaka rivotra amin' ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa piti-drora koa: Raha misy mievina dia mifandrombaka ny olona manao hoe: "Velona"; fa raha zaza kosa no mievina dia atao hoe: "Afa-drofy" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to sneeze [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 éternuer [1.8]
Ohatra  11  koa raha misy ireo olona ireo mikohaka, na mievina, na miteny, raha afana' ny Kelimalaza, dia alao ny hoe "fambara ka hahita loza" izany olona izany fa ontanim-boina foana eo izy. [2.48#126]
Voambolana  12  Fahasalamana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21