|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mievina

Ohabolana 1Boka mievina : afa-drofy anio, fa mivindina rahampitso. [2.415 #1963, 2.653 #789]
Dikanteny frantsayLépreux qui éternue : on lui souhaite aujourd' hui d' être exempt de toute maladie, mais dès le lendemain son corps est plein de tumeurs. [2.415 #1963]

Ohabolana 2Boka nievina ka afa-drofy am-pirariana fa nivindina ihany. [2.558 #941]

Ohabolana 3Ilay mievina am-paty: sady tsy homba ny velona no tsy homba ny maty. [2.165]
Ilay nievina am-paty : sady tsy homba ny velona no tsy homba ny maty. [2.558 #1413, 2.653]
Dikanteny frantsayCelui qui éternue auprès d' un mort: il n' a pourtant de rendez-vous ni avec les vivants ni avec le mort! [2.165]
Fanazavana frantsayQuand quelqu' un éternuait, on pensait que c' était parce qu' il avait oublié un rendez-vous. [2.165]

Ohabolana 4Kamboty mievina : afa-drofin-tenany ihany. [2.415 #1026, 2.653]
Kamboty mievina, ka afa-drofin-tenany ihany. [2.165 #1910]
Kamboty mievina ka tsy tian-drofy tenany ihany. [2.558 #1600]
Dikanteny frantsayOrphelin qui éternue : il n' y a personne pour lui dire, comme on le fait aux enfants qui éternuent : soit exempt de maladie. [2.415 #1026]
Un orphelin qui éternue est obligé de se faire lui-même un souhait. [2.165]
Fanazavana frantsayQuand un enfant éternue, ses parents qui l'entendent disent aussitôt: "Puisse la maladie t' épargner" ; mais un orphelin doit se tirer d'affaire tout seul. [2.165]
Se disait des malheureux qui n' avaient personne à qui recourir. [2.415 #1026]

Ohabolana 5Raha izy no mievina : afa-drofy, fa raha ny hafa lazainy : voan' ny sakay ilay fady. [2.558 #3586]
Raha izy no mievina : "Afa-drofy;" fa raha ny olon-kafa : "Voa sakay ilay fady !". [2.653 #2665]

Ohabolana 6Tanora mievina am-paty : sady tsy homba no miharatsy vava. [2.653 #3018]

Fizahan-teny